|
|
|
|

Teny iditra1 mihidy
Fototeny  2hidy
Sokajin-teny  3 matoantenin' ny mpanao
Fanazavàna teny malagasy  4 Voatana tsy afa-mivoha: Efa mihidy ny vavahady
Mijanona ao anaty trano, izay notanana tsy ho afa-mivoha ny varavarana: Mihidy ao an-tranony ao Rabe [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  5 to be locked [1.7]
Fanazavàna teny frantsay  6 être fermé à clé, être fermé [1.8]
Ohatra  7 Toy ny tamboho mihidy iray manodidina ny tanindrazako no fihevitro azy [2.471]
8 Fantatro fa ao amin' ny trano mihidy ao i Manana. [2.472]
Haiendriteny 
9 Ny ankehitriny :
10 Ny lasa :
11 Ny hoavy :
12 Filaza mandidy :
Kamban-teny rehetra  13Fikambanana 3 amin' io teny io
Ohabolana  14 Ohabolana misy io teny io

Fivaditsoratra  15 midihy, 16 mihidy

Nohavaozina tamin' ny 2025/11/02