|
|
|
|

Entrée1  mihoatra
Partie du discours  2  verbe actif
Radical  3  hoatra
Explications en malgache  4  [1.1] Mandalo ambony, mandingana: Nihoatra ny tamboho ny mpangalatra
Misongona, lasa aloha: Nihoatra ahy tamin' ny fanadinana Rakoto
Mahery lanja, tsara kokoa: Mihoatra noho ny fahaizana ny fahendrena
Explications en anglais  5  [1.7] to exceed; to be above; to pass on the road
Explications en français  6  [1.8] excéder; surpasser
Exemples  7  [2.324] Lasa nihoatra niatsinanana izy telo mianaka
8  [2.470] Vehivavy be herim-po sy matanjaka tsy mihoatra anao, ry Neny.
Morphologie 
9  Présent :
10  Passé :
11  Futur :
12  Impératif :
Tous les mots composés  13  11 mots contenant mihoatra

Anagrammes  14 amotrahy, 15 hiamotra, 16 mahatory, 17 miahotra, 18 mihaotra, 19 mihoatra, 20 miohatra, 21 mirotaha, 22 mitoraha

Mis à jour le 2025/09/12