|
|
|
|

Teny iditra1  mihomehy loza
Singan-teny  2 mihomehy, 3 loza
Sokajin-teny  4  kambanteny
Fanazavàna teny malagasy  5 maneso olona amin' ny fahavoazany, mandatsa [1.1]

Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12