Entrée | mihono (hono) | ||||||
Partie du discours | verbe actif | ||||||
Explications en malgache | Mamerina honohono, mitantara zavatra tsy natrehina fa araka ny filazan' olona fotsiny: Tsy maintsy Rasoa indray no nihono taty Tsy mahalala raha tsy avy amin' ny filazan' ny olona: Nahahenoheno momba ny fikasan' ise aho, Rakoto. -- Saika hiresaka aminao indrindra aho, ry dada, fa ianao indray ve no avala hihono? [1.1] | ||||||
Morphologie |
| ||||||
Mots composés |
| ||||||
Proverbes | Proverbes contenant le mot mihono | ||||||
Mis à jour le 2023/07/17 |