Entrée | 1 mijononoka |
Partie du discours | 2 verbe actif |
Radical | 3 jononoka |
Explications en malgache |
4 [1.1] Avy tsy miato (orana); mikoriana tsy an-kijanona (ranomaso): Herinandro izao mijononòka foana ny ranonorana |
Explications en anglais |
5 [1.7] to flow abundantly but silently |
Explications en français |
6 [1.3#300] couler, tomber abondamment et doucement, comme la pluie, les larmes 7 [1.8] couler abondamment et doucement |
Exemples |
8 [2.1046] mijononoka moramora ny orana avy hariva
9 [2.324] Indray takariva dia nijononoka fatratra ny ranonoram-baratra |
Morphologie |
|
Mis à jour le 2025/09/12 |
![]() |