Entrée | 1 mijoy |
Partie du discours | 2 verbe actif ou adjectif |
Radical | 3 joy |
Explications en malgache |
4 [1.1#689] Latsaka, mirotsaka foana tsy miato: Mijoy ny orana amin' ilaifito Mitomany tsy an-kijanona: Asa na marary io zazakely io na maninona fa mijoy foana ny ranomasony. / Ny maso mijoy toa patrakala. (Ny Avana) |
Explications en anglais |
5 [1.2#304] to cry, to weep rainy |
Explications en français |
6 [1.3#298] couler, tomber longtemps, ruisseler: Mijoy ny ranon' erika (La bruine ne cesse de tomber) pleurer avec beaucoup de larmes: Nijoy ny ranomasony (Ses larmes ruisselaient) ~ Nojoy ny zazakely (L'enfant pleurait) |
Exemples |
7 [1.220#] Mitaraina Ibeby anaty lambany ao, mainka koa indreny Mipatraka mijoy fa feno mitatao ny ranomason-dreny.
|
Morphologie |
|
Anagrammes | 11 mijio, 12 mijoy, 13 miojy |
Mis à jour le 2025/09/12 |
![]() |