|
|
| | | | |
|
| Teny iditra | 1 mikehina |
| Fototeny | 2 kehina |
| Sokajin-teny | 3 matoantenin' ny mpanao |
| Fanazavàna teny malagasy |
4 Mitomanimany, mikoneta-dava: Raha mikehina eo indry, hantsoiko Raindry.
[1.1] |
| Fanazavàna teny frantsay |
5 pleurnicher.
[1.3] |
| Haiendriteny |
|
| Kamban-teny rehetra | 10 tsy mikehina |
| Fivaditsoratra | 11 mihenika, 12 mikehina |
| Nohavaozina tamin' ny 2025/11/09 |
|