|
|
|
|

Teny iditra (1/2)1 mikidona
Fototeny  2kidona
Sokajin-teny  3 mpamaritra
Fanazavàna teny malagasy  4Malalaka, migodana. [1.1]

Teny iditra (2/2)5 mikidona
Fototeny  6kidona
Sokajin-teny  7 matoantenin' ny mpanao
Fanazavàna teny malagasy  8mikotroka (varatra). [Bezanozano] [1.78]

Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12