|
|
|
|

Teny iditra1 mikikitra
Fototeny  2kikitra
Sokajin-teny  3 matoantenin' ny mpanao
Fanazavàna teny malagasy  4 Mifantsika, milozoka, mikely aina: Mikikitra amin' ny asa ity zazalahy ity
Tia, miraikitra, miraikipo: Loza raha hikikitra amin' ny vola io Rangahy io [1.1]
Haiendriteny 
5 Ny ankehitriny :
6 Ny lasa :
7 Ny hoavy :
8 Filaza mandidy :
Mpanahaka  9 mikezaka, 10 mimaso

Fivaditsoratra  11 makikitry, 12 mikikitra

Nohavaozina tamin' ny 2025/10/31