| Entrée | 1 mikitroka | 
| Radical | 2 kitroka | 
| Partie du discours | 3 verbe actif | 
| Explications en malgache | 4   Mihidy vazana mampiady ny nify: Matetika rehefa marary mafy ny olona, mikitroka ny nifiny Mifanety be, matevina: Any atsinanana, mikitroka ny ala ~ Mikitroka ny haizina Midilotra (nify): Mikitro-nify izy noho ny hatezerana Mandà tsy hanao, mitokona: Mikitroka foana io zaza io rehefa ampanaovin-javatra [1.1] | 
| Explications en anglais | 5   to be thick or close together, to be obstinate to gnash the teeth [1.7] | 
| Explications en français | 6   être serré, épais; s'obstiner; grincer des dents [1.8] | 
| Morphologie | 
 | 
| Tous les mots composés | 11 mikitro-nify | 
| Synonymes | 12 mikitro-nify | 
| Anagrammes | 13 mikatroky, 14 mikitroka, 15 mikotrika | 
| Mis à jour le 2025/10/08 |   |