|
|
|
|

Teny iditra1 mikobaka
Fototeny  2kobaka
Sokajin-teny  3 matoantenin' ny mpanao
Fanazavàna teny malagasy  4 Voasasa ao anaty rano
Mampidi-drano ao an-tanimbary mba hahatonga zezika ireo vody tahom-bary nojinjaina ka voasoroka [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  5 to be agitated (of water) [1.7]
Fanazavàna teny frantsay  6 Agiter, remuer; être agité, troublé [1.3#343]
7 être agitée (se dit de l'eau) [1.8]
Haiendriteny 
8 Ny ankehitriny :
9 Ny lasa :
10 Ny hoavy :
11 Filaza mandidy :
Kamban-teny rehetra  12milomano tsy mikobaka
Ohabolana  13 Ohabolana misy io teny io

Fivaditsoratra  14 mibokaka, 15 mikobaka

Nohavaozina tamin' ny 2025/11/02