Entrée | 1 mikodia |
Partie du discours | 2 verbe actif |
Radical | 3 kodia |
Explications en malgache |
4 [1.1] Mianjera dia mivadibadika, mihodinkodina: Latsaka teto ny volako dia nikodia tany ambany latabatra Mandeha mivarimbarina: Saika tratran' ny fokonolona ilay mpangalatra ka nikodia tany anaty hady tany Mivarina amin' ny tany: Nahoana no avala hikodia eto toy izao ity marary ity? Mitambotsotra, mivarina, mikororosy, mandrorona |
Morphologie |
|
Tous les mots composés |
|
Analogues | 10 mikodingy, mikororosy, mikorotsaka |
Mis à jour le 2025/09/12 |
![]() |