Entrée | 1 mikomy |
Partie du discours | 2 verbe actif |
Radical | 3 komy |
Explications en malgache |
4 [1.1] Manongana ny lalàna mifehy ny tany, miray tetika mba handroba ny fahefampanjakana: Tsy nanaiky ny hozanahin' ny Frantsay ny Malagasy raha vao resiny volana vitsivitsy ka nikomy |
Explications en anglais |
5 [1.7] to rebel |
Explications en français |
6 [1.8] se révolter, s'insurger; se rebeller |
Morphologie |
|
Mis à jour le 2025/09/12 |
![]() |