| Entrée | 1 mikorandendina | 
| Partie du discours | 2 verbe actif | 
| Explications en malgache | 3   Misaritaka eo am-panaovana afo mahandro sakafo, eo ampikarakarana tokantrano: Efa vita akanjo ndeha hivavaka izao ve aho hikorandendina hahandro vary ho azy indray [1.1] | 
| Morphologie | 
 | 
| Synonymes | 8 mikondendy, mikondendina | 
| Mis à jour le 2025/09/12 |   |