| Entrée | 1 milamindamina |
| Radical | 2 lamindamina |
| Partie du discours | 3 verbe actif |
| Exemples |
4 fitafiana tsotra kanefa madio sady milamindamina.
[2.324#]
5 Ny toetranay milamindamina, tsy tia se-hoseho no ilazanao izany. [2.445#85] 6 Rahefa tafiditra an Antsaramasay (Antanimena-Andrefana) vao mba nilamindamim-pamindra tahaka ny fizotry ny zanak' Iarivo rehetra [2.643#10] |
| Morphologie |
|
| Mis à jour le 2025/07/29 |
|