Entrée | 1 milasy |
Partie du discours | 2 verbe actif |
Radical | 3 lasy |
Explications en malgache |
4 [1.1] Mitoby, mandry an-tsaha (fiteny indrindra amin' ny miaramila): Eto ny miaramila no hilasy anio Mivahiny maro any aman' olona ka manao parasy homana ao: Iray volana izao ry zareo ato avaratra no milasy any amin' ny havany any Antsirabe |
Explications en anglais |
5 [1.2] to encamp; to remain with, almost to live with one 6 [1.7] to camp |
Explications en français |
7 [1.8] camper |
Morphologie |
|
Anagrammes | 12 lamisy, 13 milasy, 14 misaly, 15 samily |
Mis à jour le 2025/09/12 |
![]() |