|
|
|
|
Teny iditra
1
milofidofika
Fototeny
2
lofidofika
Sokajin-teny
3
matoantenin' ny mpanao
Fanazavàna teny malagasy
4
Miondrikondri-doha noho ny harerahana, torimaso na hainandro
[
1.1
]
Haiendriteny
5
Ny ankehitriny :
milofidofika
6
Ny lasa :
nilofidofika
7
Ny hoavy :
hilofidofika
Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12