|
|
|
|

Teny iditra1 milozoka
Fototeny  2lozoka
Sokajin-teny  3 matoantenin' ny mpanao
Fanazavàna teny malagasy  4 Milofo amin' izay atao, miezaka amin' ny fianarana: Milozoka amin' ny asany tokoa izy ka mendripiderana
Jereo Milofo [1.1]
Fanazavàna teny frantsay  5 Faire, poursuivre sans relâche en perdant son temps et sa peine [1.3#415]
Haiendriteny 
6 Ny ankehitriny :
7 Ny lasa :
8 Ny hoavy :
9 Filaza mandidy :

Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12