|
|
|
|

Entrée1  mimpirina
Partie du discours  2  verbe actif
Radical  3  ampirina
Explications en malgache  4  [1.1] Milamina, milahatra, voapetraka tsara amin' ny toerany avy ny zavatra rehetra: Rehefa mimpirina tsara ny trano vao mahazo mandeha ianao
Exemples  5  [2.470] Misy sainam-pirenena malagasy mimpirina tokoa ery an-joron-trano.
Morphologie 
6  Présent :
7  Passé :
8  Futur :

Anagrammes  9 manimpiry, 10 mimpirina

Mis à jour le 2025/09/12