Entrée | 1 miongy |
Partie du discours | 2 verbe actif |
Radical | 3 ongy |
Explications en malgache |
4 [1.78] mihady [Bara]
5 [1.13] miasa tany, mamadika bainga |
Explications en anglais |
6 [1.2] same as mitrongy. |
Explications en français |
7 [1.13] labourer |
Exemples |
8 [1.406#] mitehina ho lohataona izao ny andro, koa miongy (miasa) ny vahoaka, fa izaho kosa manina an' Imasaimananoro.
|
Morphologie |
|
Vocabulaire | 12 Economie: agriculture |
Mis à jour le 2025/09/12 |
![]() |