| Entrée | 1 mipololotra | 
| Radical | 2 pololotra | 
| Partie du discours | 3 verbe actif | 
| Explications en malgache | 4   Mivoaka be dia be na misesika betsaka: Injay manako moramora / toa ra mipololotra, / feo kely feno akora, / sady latsa mafy loatra (J.J. Rabearivelo) [1.1] | 
| Exemples | 5   Vilany nongo vao sy vilia bakoly fotsy no eo anoloany ary ratsan-kazo madinika maromaro mitsatoka an-jingakely no mipololotra midonan-tsetroka eo an-kaviany.
[2.470] | 
| Morphologie | 
 | 
| Mis à jour le 2025/09/12 |   |