|
|
| | | | |
|
| Teny iditra | 1 miporotsaka |
| Fototeny | 2porotsaka |
| Sokajin-teny | 3 matoantenin' ny mpanao |
| Fanazavàna teny malagasy |
4 Mianjera mitsoriaka, mikorotsaka: Loza fa niporotsaka ilay zaza nobabeny Mandositra: Varivariana ny mpiambina ka niporotsaka ilay jiolahy [1.1] |
| Haiendriteny |
|
| Fivaditsoratra | 9 miporotsaka, 10 mitsoropaka, 11 mpitsoroaka |
| Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12 |
|