Entrée | 1 miposaka |
Partie du discours | 2 verbe actif |
Radical | 3 posaka |
Explications en malgache |
4 [1.1] Miseho ho hita: Nisy lain-tsambo niposaka terỳ amin' ny faravodilanitra Mitranga, miseho (fiteny indrindra raha ireo antontanjavatra eny amin' ny habakabaka: volana, masoandro... no lazaina): Amin' ny 6 ora no miposaka ny masoandro amin' izao fizaran-taona izao Miseho miharihary: Niposaka ela ny ela ny haratsiam-panahin' ilay karilahy iny |
Explications en anglais |
5 [1.7] to appear; to rise (of the sun) |
Explications en français |
6 [1.8] apparaître; se lever (en parlant du soleil) |
Exemples |
7 [2.470] Mba mahazo hafanana indray izy eny am-pandehanana eny indraindray, tanihan' ny masoandro miposaka;
|
Morphologie |
|
Vocabulaire | 12 Astronomie |
Proverbes | 13 Proverbes contenant le mot miposaka |
Anagrammes | 14 mipasoka, 15 miposaka, 16 mpisaoka, 17 mpisoaka |
Mis à jour le 2025/09/12 |
![]() |