|
|
|
|

Teny iditra (1/2)1 mirakaraka
Fototeny  2rakaka
Sokajin-teny  3 matoantenin' ny mpanao
Fanazavàna teny malagasy  4 Mitondra volo tsy voarandrana: Nirakaraka volo Rasoa nivoaha ny trano [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  5 to be in a dishevelled state. [1.2]
6 to be disorderly (of the hair) [1.7]
Fanazavàna teny frantsay  7 avoir les cheveux en désordre, décoiffé, ébouriffé [1.8]
Haiendriteny 
8 Ny ankehitriny :
9 Ny lasa :
10 Ny hoavy :

Teny iditra (2/2)11 mirakaraka
Sokajin-teny  12 matoantenin' ny mpanao
Fanazavàna teny malagasy  13 mitsiry, misandrahaka [Bara] [1.78]

Fivaditsoratra  14 mikarakara, mikarakarà, 15 mirakaraka

Nohavaozina tamin' ny 2025/11/02