Entrée |
mirakorako
(rakorako)
|
Partie du discours | verbe actif
|
Explications en malgache | Enti-milaza ny volo tsy mirandrana fa misavoritaka, tsy milamina fa midrakadraka na mitsibolobolo: Nirakorako volo ny olona taloha rehefa misaona [1.1]
|
Explications en anglais | To be bony, to be large; to be in an unkempt state, as the hair. Comp. Rakaraka [1.2]
|
Exemples | Indreo Ramavo mianaka mirakorako volo miondrika mitomany, fa folak'andry niankinana.
[2.324]
|
Morphologie |
Présent : |
mirakorako |
Passé : |
nirakorako |
Futur : |
hirakorako |
|
|