| Entrée | 1 miraraka | 
| Radical | 2 raraka | 
| Partie du discours | 3 verbe actif | 
| Explications en malgache | 4   Mianjera na mihintsana ka miely: Nisy ranomanitra niraraka teto ~ Niraraka teto ny vonim-boasary [1.1] | 
| Explications en anglais | 5   to spill; to fall off; to be scattered [1.7] | 
| Explications en français | 6   se répandre; se désagréger [1.8] | 
| Exemples | 7   Tahaka ny tsy omby lanitra intsony ny kintana ka indreo miraraka sy miavovona amin' ny tany, raha vohitr' Antananarivo amin' ny alina no tazanin-davitra.
[2.470] 8 na dia miraraka ao am-pasana aza ny nofo sy ny taolam-balo, mbola velona ihany ny olona [2.296] | 
| Morphologie | 
 | 
| Tous les mots composés | 13 miraraka ompana | 
| Proverbes | 14 Proverbes contenant ce mot | 
| Mis à jour le 2025/10/08 |   |