|
|
|
|

Entrée1  miratra
Partie du discours  2  adjectif
Radical  3  ratra
Explications en malgache  4  [1.1] Enti-milaza ny volana izay tsy boribory intsony fa efa nahabangana: Hefarana izay no fenomanana ka efa miratra ny volana
Explications en français  5  [1.3] décroître; se dit de la lune
Exemples  6  [1.381#] ny tsy mamody kosa dia amin' ny miratra volana.
Morphologie 
7  Présent :
8  Passé :
9  Futur :
Vocabulaire  10  Astronomie

Anagrammes  11 maratry, 12 maritra, 13 miratra

Mis à jour le 2025/09/12