|
|
|
|

Entrée1  miriadriatra
Partie du discours  2  verbe actif
Radical  3  riadriatra
Explications en malgache  4  [1.1] Mandeha na manao zavatra amin-katezerana arahim-pihetsika mitratrevatreva tsy misy fitsitsiana na dia kely aza: Asa izay nahazo azy fa niriadriatra erỳ izy nilaza izany tamiko
Morphologie 
5  Présent :
6  Passé :
7  Futur :
Proverbes  8  Proverbes contenant le mot miriadriatra

Mis à jour le 2025/09/12