| Entrée | 1 miriaria | 
| Radical | 2 riaria | 
| Partie du discours | 3 verbe actif | 
| Explications en malgache | 4   Mikarenjy sy milalao amin-kafaliana: Miriaria eran' ny ala ny voron-kely [1.1] | 
| Exemples | 5   Nohafatrafarany mba hivavaka tsara ho an-drainy izy ireo mba hiarahany miriaria aminy.
[2.470] 6 Nahoana no tsy itiavanao hiara-miriaria amiko? [2.5] | 
| Morphologie | 
 | 
| Tous les mots composés | 11 4 combinaisons de ce mot | 
| Mis à jour le 2025/10/08 |   |