|
|
| | | | |
|
| Teny iditra | 1 mirindra |
| Fototeny | 2rindra |
| Sokajin-teny | 3 mpamaritra |
| Fanazavàna teny malagasy |
4 Milamina, milanto: Mirindra tsara ny fianarana eto aminay Mifanaraka: Mirindra tsara ny Mpampianatra sy ny Tale Miditra, miady tsara: Mirindra ny andahiny sy ny ambaviny amin' ity rafitra ity [1.1] 5 mifanaraka tsara [1.13] |
| Fanazavàna teny frantsay |
6 harmonieux [1.13] |
| Kamban-teny rehetra | 7fihetsika mirindra |
| Ohabolana | 8 Ohabolana misy io teny io |
| Fivaditsoratra | 9 mandriry, 10 mirindra |
| Nohavaozina tamin' ny 2025/11/02 |
|