|
|
|
|

Teny iditra1  miriona
Fototeny  2 riona
Sokajin-teny  3  matoantenin' ny mpanao
Fanazavàna teny malagasy  4 Mivily, mibirioka: Soa ihany fa niriona ny vato ka tsy nahavoa ahy. [1.1]
Haiendriteny 
5  Ny ankehitriny :
6  Ny lasa :
7  Ny hoavy :
Tovy hevitra  8 mandriona

Fivaditsoratra  9 miorina, 10 miriona, 11 morainy

Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12