| Entrée | 1 miritsoka | 
| Radical | 2 ritsoka | 
| Partie du discours | 3 verbe actif | 
| Explications en malgache | 4   Mibitsika, milaza zavatra mangingina [1.1] | 
| Exemples | 5   Ity rivodrovotra an-tanin' olona mitsoka maraina dia mitambolona Hariva ny andro vao mba miritsoka [Ny Havana] | 
| Morphologie | 
 | 
| Anagrammes | 10 miritsoka, 11 misokatry, 12 misokitra, 13 mitsorika, 14 tsimorika | 
| Mis à jour le 2025/09/12 |   |