|
|
|
|

Teny iditra1 mirotsaka
Fototeny  2rotsaka
Sokajin-teny  3 matoantenin' ny mpanao
Fanazavàna teny malagasy  4 Milatsaka (orana): Mijanòna fa efa mirotsaka ny orana
Milatsaka: Nirotsaka ho zandary izy [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  5 to fall; to join up, to offer one's services [1.7]
Fanazavàna teny frantsay  6 tomber dedans, dégringoler; s'enrôler, devenir membre [1.8]
Ohatra  7 mirotsaka daholo na lahy na vavy amin' izany. [2.472]
Haiendriteny 
8 Ny ankehitriny :
9 Ny lasa :
10 Ny hoavy :
11 Filaza mandidy :
Ohabolana  12 Ohabolana misy io teny io

Fivaditsoratra  13 kamositra, 14 mirotsaka, 15 misatroka, 16 misokatra, 17 mitsoraka

Nohavaozina tamin' ny 2025/11/02