| Entrée | 1 misafidy | 
| Radical | 2 safidy | 
| Partie du discours | 3 verbe actif | 
| Explications en malgache | 4   Mifidy, maka izay tiana [1.1] | 
| Explications en anglais | 5   to make a choice, to make a decision [1.7] | 
| Explications en français | 6   faire un choix; prendre une décision [1.8] | 
| Exemples | 7   Fahafahana misafidy antokom-pivavahana.
[4.27#] 8 Koa ireo ary ny fanazavazavana kely, koa anao no misafidy azy! [1.381#] 9 Mahazo misafidy ny mpirary am-panam-badiana, raha tiany ny hisafidy. [2.245#] | 
| Morphologie | 
 | 
| Mis à jour le 2025/09/12 |   |