|
|
|
|

Teny iditra1  misafotaka
Fototeny  2 safotaka
Sokajin-teny  3  matoantenin' ny mpanao
Fanazavàna teny malagasy  4 Misy loto mifotetaka: Mahatsikaiky ny mijery ny tarehin' ny zazakely misafotaka rehefa avy mihinana tavinkena. [1.1]
Haiendriteny 
5  Ny ankehitriny :
6  Ny lasa :
7  Ny hoavy :

Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12