|
|
|
|

Teny iditra (1/2)1  misahana
Fototeny  2 sahana
Sokajin-teny  3  matoantenin' ny mpanao
Fanazavàna teny malagasy  4 Miandraikitra, manatrika, mamonjy raharaha maro miaraka: Tsy afaka hisahana ny sakany sy ny lavany aho [1.1]
Fanazavàna teny frantsay  5 Faire face à plusieurs travaux à la fois [1.3#557]
Ohatra  6  Ny Minisitra misahana ny Fitsarana no Filoha lefitra. [1.320#]
7  Fikambanam-barotra misahana ny fitaterana an-tsambo no niasany [2.583]
Haiendriteny 
8  Ny ankehitriny :
9  Ny lasa :
10  Ny hoavy :
11  Filaza mandidy :
Kamban-teny rehetra  12 misahana raharaha betsaka

Teny iditra (2/2)13  misahaña
Sokajin-teny  14  matoantenin' ny mpanao
Fanazavàna teny malagasy  15 manohatra, manandrana [Tanala] [1.78]

Fivaditsoratra  16 mahasina, 17 masahina, misahana, misahaña, 18 samahina, 19 simahana

Nohavaozina tamin' ny 2025/12/13