Entrée | 1 misaritaka |
Partie du discours | 2 verbe actif |
Radical | 3 saritaka |
Explications en malgache |
4 [1.1] Mikorontana, tsy milamina: Aza fady fa misaritaka be ihany ity ny tranoko Mifaningotsingotra tsy hita lany: Misaritaka ity tady ka aoka hotapahina fa manala Misafotofoto tsy mihogo na mirandrana (volo): Misaritaka ny volonao fa hogoy kely |
Explications en anglais |
5 [1.7] to be in disorder |
Explications en français |
6 [1.8] être pêle-mêle 7 [1.6] être en désordre; être ébouriffés (cheveux) [Tanala] |
Exemples |
8 [2.472] Misaritaka ny olona eo mikarakara sakafo ho an-dRagova.
9 [2.895#] Ny takolany no menabe ary ny volony misaritaka aza dia mbola nanome endrika azy Ihany. |
Morphologie |
|
Proverbes | 14 Proverbes contenant le mot misaritaka |
Anagrammes | 15 misaritaka, 16 ramitsiaka, 17 tsimiaraka |
Mis à jour le 2025/09/12 |
![]() |