| Entrée | 1 miseho | 
| Radical | 2 seho | 
| Partie du discours | 3 verbe actif | 
| Explications en malgache | 4   Manolo-tena ho hita: Tsy sahy miseho intsony izy hatramin' ny nanaovany izany hadalana izany Manomboka ho hita: Raha vao misokatra ny ridao, dia tovovavy no miseho eo ambony lampihazo ~ Efa miseho izao ny haratsiany Mitombana: Misehoa ho lehilahy mafana fo Mitranga, miposaka: Niandry ny masoandro hiseho izy vao nifoha [1.1] 5 mitranga araka ny hita maso [1.13] | 
| Explications en français | 6   apparaître [1.13] | 
| Morphologie | 
 | 
| Tous les mots composés | 11 11 combinaisons de ce mot | 
| Proverbes | 12 Proverbes contenant ce mot | 
| Anagrammes | 13 mihose, 14 miseho | 
| Mis à jour le 2025/10/08 |   |