|
|
| | | | |
|
| Teny iditra | 1 misitery |
| Sokajin-teny | 2 anarana |
| Fanazavàna teny frantsay |
3 mystère: Ny misiterin' ny Trinité Masina (Le mystère de la Sainte Trinité) [1.59] |
| Ohatra |
4 Betsaka tokoa ny zava-miafina (misitery) momba ny fiainan' olombelona.
[1.381#]
5 Vantany vao dify ny zoron-tamboho izy mianaka, dia niainga ny roa taminay hanaraka azy, fa nifanarahanay ny hanaovana izay hahalalana ity misitery momba ny eion' i Paritra ity. [2.285#] |
| Haiendriteny |
|
| Tsipelina hafa | 7mistery |
| Fivaditsoratra | 8 mieritsy, 9 misitery |
| Nohavaozina tamin' ny 2025/10/07 |
|