|
|
|
|

Teny iditra1 misokatra
Fototeny  2sokatra
Sokajin-teny  3 matoantenin' ny mpanao
Fanazavàna teny malagasy  4 mivoha [Taisaka] [1.78]
5 Afa-tsarona: Misokatra ny vata
Mitanatana; mivelatra: Aza misoka-bava rehefa matory. / Misokatra ny boky
Mivoha, mivoha voalohany: Tsy mbola nisokatra ny trano. / Mangazay vao nisokatra ity
Azo (atao, aleha, iasana, anjonoana...): Misokatra izao ny lalana mianatsimo. / Misokatra ny fanjonoana any Manjakatompo
Mihataka ny vavany, ny sisiny: Misokatra ny vavafery
Heno mafy ary mazava: Efa nisokatra izany ny feonao farina teo iny [1.1]
Haiendriteny 
6 Ny ankehitriny :
7 Ny lasa :
8 Ny hoavy :
9 Filaza mandidy :
Kamban-teny rehetra  10Fikambanana 4 amin' io teny io

Fivaditsoratra  11 kamositra, 12 mirotsaka, 13 misatroka, 14 misokatra, 15 mitsoraka

Nohavaozina tamin' ny 2025/10/08