|
|
|
|

Teny iditra1 misolitika
Fototeny  2solitika
Sokajin-teny  3 matoantenin' ny mpanao
Fanazavàna teny malagasy  4 Liana mafy ta hanao (asa na zavatra iray); milihitra, mimatimaty amy... [1.1]
Haiendriteny 
5 Ny ankehitriny :
6 Ny lasa :
7 Ny hoavy :

Fivaditsoratra  8 misolitika, 9 mitsikiloa, 10 mitsilaiko

Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12