|
|
|
|

Teny iditra1 misomaritaka
Fototeny  2somaritaka
Sokajin-teny  3 matoantenin' ny mpanao
Fanazavàna teny malagasy  4 Be raharaha manketsy mankeroa, miheninkenina, mipenimpenina be ihany: Misomaritaka ny ankizy fa ho tonga avy any andafy ny rainy [1.1]
Haiendriteny 
5 Ny ankehitriny :
6 Ny lasa :
7 Ny hoavy :

Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12