Entrée | 1 misondrovaka |
Partie du discours | 2 verbe actif |
Radical | 3 sondrovaka |
Explications en malgache |
4 [1.1] Enti-milaza zavatra voatelina tsy manaraka ny lalan-kanina fa nivoaka any an' orona: Nisondrovaka ilay voam-bary ka tany an' orona no nivoaka Mivily amin' ny lala-mahitsy; lasa tampoka entin-katezerana mankany amin' ny olona iray: Nisondrovaka tatỳ Rasoa nitantara ny namelezan' i Naivo ny zanany |
Morphologie |
|
Mis à jour le 2025/09/12 |
![]() |