|
|
|
|

Teny iditra1  mitafotafo
Fototeny  2 tafotafo
Sokajin-teny  3  mpamaritra
Fanazavàna teny malagasy  4 Feno hatramin' ny molony
5 Be dia be: Fisaorana mitafotafo no atolotray [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  6 to be full with a heap on (of dry measures) [1.7]
Fanazavàna teny frantsay  7 être comble (se dit des mesures de capacité) [1.8]
Ohatra  8  Tsy lanitra anefa ity tany ity, ka saro-piaro amin'ny hasambarana mitafotafo loatra ny vintana [2.583]

Fivaditsoratra  9 mifotafota, mifotafotà, mitafotafo, 10 mitofatofa

Nohavaozina tamin' ny 2025/12/13