| Entrée | 1 mitambezo |
| Radical | 2 tambezo |
| Partie du discours | 3 verbe actif |
| Explications en malgache |
4 Mangataka fatratra tsy misy fiatoana sy sesilany, miverina amin' izay nangatahiny ihany: Na dia akifikifika aza izy dia mbola mitambezo ihany [1.1] |
| Morphologie |
|
| Mis à jour le 2025/09/12 |
|