Entrée | mitampify (tampify) | ||||||||
Partie du discours | verbe actif | ||||||||
Explications en malgache | Mitampisaka miery eo anila: Aza mitampify amin' ny vody hazo rehefa avy ny orana ka mikotroka ny andro Misisika ho eo anila noho ny tahotra na ny tsy fahampiana: Nanatona ilay rangahy be volombava, ka nitampify tamin-dreniny ilay zaza ~ Nitampify tao amin' ny rafozany izy nandritra ny enimbolana taorian' ny fanambadiany Miankina, mipetaka, mifanoroka amy...: Nataony nitampify tamin' ny tranony ny fisoko ka tsy neken' ny mpiandraikitra ny toe-pahasalamana [1.1] | ||||||||
Explications en anglais | To press against a wall, etc. [1.2] | ||||||||
To press close [1.7] | |||||||||
Explications en français | Se blottir contre [1.8] | ||||||||
Morphologie |
| ||||||||
Mis à jour le 2023/01/20 |