|
|
| | | | |
|
| Teny iditra | 1 mitango |
| Fototeny | 2tango |
| Sokajin-teny | 3 matoantenin' ny mpanao |
| Fanazavàna teny malagasy |
4 Manapaka amin' ny tanana na amin' ny antsy ny ravina na ny laingon' ny anana: Mitango ravim-boangahazo Manapaka ny tongotra sy ny elatry ny valala: Mitango valala lena [1.1] 5 mioty, mitsongo [Bezanozano] [1.78] |
| Haiendriteny |
|
| Kamban-teny rehetra | 10Fikambanana 2 amin' io teny io |
| Ohabolana | 11 Ohabolana misy io teny io |
| Fivaditsoratra | 12 mangôty, 13 mitango |
| Nohavaozina tamin' ny 2025/11/02 |
|