|
|
| | | | |
|
| Teny iditra | 1 mitanika |
| Fototeny | 2tanika |
| Sokajin-teny | 3 matoantenin' ny mpanao |
| Fanazavàna teny malagasy |
4manao toaka.
[Bara]
[1.78] 5mahandro, manao toaka amin'ny fitanehana. [Bezanozano, Tanala] [1.78] 6Mampangotraka: Mitaneha kely tambavy, rankizyMitaneha kely tambavy, rankizy a!. 7Mampiempo: Mitanika menaka izy. 8Manasitily: Mitanika betsabetsa ny Betsimisaraka. 9Mafana migaingaina toa manempotra: Mitanika izany hainandro izany. [1.1] 10mahandro maharitra. [1.13] |
| Fanazavàna teny anglisy |
11to boil, to cook.
[1.7] |
| Fanazavàna teny frantsay |
12faire bouillir.
[1.8, 1.13] 13faire cuire. [1.8] 14distiller. [1.13] |
| Haiendriteny |
|
| Ohabolana | 19 Ohabolana misy io teny io |
| Fivaditsoratra | 20 manitaky, 21 manitika, 22 mitañaky, 23 mitanika |
| Nohavaozina tamin' ny 2025/11/02 |
|