|
|
|
|

Teny iditra (1/5)1 mitata
Sokajin-teny  2 matoantenin' ny mpanao
Fanazavàna teny malagasy  3 mikepoka, manamasina [Mahafaly] [1.78]

Teny iditra (2/5)4 mitata
Sokajin-teny  5 matoantenin' ny mpanao
Fanazavàna teny malagasy  6 mitsodrano, miantso ny razana [Bara]
misorona [1.78]
7 mitsondrano [Mahafaly] [1.78]
8 miantso razana [Tanosy] [1.78]

Teny iditra (3/5)9 mitata
Sokajin-teny  10 matoantenin' ny mpanao
Fanazavàna teny malagasy  11 mivavaka (raha jentilisa) [Bara] [1.78]

Teny iditra (4/5)12 mitatà
Sokajin-teny  13 matoantenin' ny mpanao
Fanazavàna teny malagasy  14 mitsapatsapa [Taisaka] [1.78]

Teny iditra (5/5)15 mitata
Sokajin-teny  16 matoantenin' ny mpanao
Fanazavàna teny malagasy  17 manangona [Taisaka] [1.78]

Fivaditsoratra  18 mitata, mitatà, 19 tamaty

Nohavaozina tamin' ny 2025/11/02