|
|
| | | | |
|
| Teny iditra | 1 mitelin-drora |
| Singan-teny | 2mitelina, 3rora |
| Sokajin-teny | 4 kambanteny |
| Fanazavàna teny malagasy |
5 mitsiriritra ny hihinan-javatra amin' ny fahitana azy fotsiny, mankasitraka ambony ihany amim-pitsiriritana mafy ny zavatra tiana hohanina [1.1] |
| Fanazavàna teny anglisy |
6 to desire ardently [1.7] |
| Fanazavàna teny frantsay |
7 [2.415#4700] 8 [Avaler la salive. En avoir l' eau à la bouche et en jouir d'avance.] 9 désirer vivement [1.8] |
| Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12 |
|